Job 19:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa impolo izay no nanaratsianareo ahy; tsy menatra ny hampahory ahy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa impolo izay no manala baraka ahy ianareo, sy manevateva ahy tsy amin-kenatra akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa impolo kely izao no nanevatevanareo ahy, ka tsy menatra ve ianareo mampahory ahy toy izao?
Malagasy Bible 1865
Efa im-polo izay no nanaratsianareo ahy; Tsy misoroka izay hampahory ahy ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa impolo izay no nanaratsianareo ahy; tsy menatra ny hampahory ahy ianareo.
malagasy
Efa im-polo izay no nanaratsianareo ahy; Tsy misoroka izay hampahory ahy ianareo.