Job 19:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha diso tokoa aho dia izaho ihany no andrian’ny fahadisoako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na diso aza aho, izaho ihany no hihandronan’ny fahadisoako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha nisy tokoa aza fahadisoako, dia ahy samirery ihany ny amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha diso tokoa aho, dia izaho ihany no andrian'ny fa hadisoako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha diso tokoa aho dia izaho ihany no andrian’ny fahadisoako.
malagasy
Ary raha diso tokoa aho, dia izaho ihany no andrian'ny fa hadisoako.