Job 19:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mirehareha amiko kosa ianareo ka mampiaiky ahy ho nanao izay mahamenatra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianareo kosa izay mitsangana hamely ahy, ka ny fahafaham-baraka no atombokareo ahy, handresena ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa raha mihevitra ny hirehareha amiko kosa ianareo ka hanao ny fahoriako ho porofon’ny maha meloka ahy,
Malagasy Bible 1865
Raha mirehareha amiko kosa ianareo ka mampiaiky ahy ho nanao izay mahamenatra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mirehareha amiko kosa ianareo ka mampiaiky ahy ho nanao izay mahamenatra
malagasy
Raha mirehareha amiko kosa ianareo ka mampiaiky ahy ho nanao izay mahamenatra,