Job 19:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aoka ho fantatrareo fa Andriamanitra no efa nampitanondrika ahy ka efa naningotra ahy tamin’ny fandrika haratony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia mba fantaro kosa fa Andriamanitra no mampahory ahy, sy manarona ahy amin’ny fandrika haratony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia fantaro fa Andriamanitra no nahatonga izao fahavoazako izao sady nanarona ahy tamin’ny haratony.
Malagasy Bible 1865
Dia aoka ho fantatrareo fa Andriamanitra no efa nampitanondrika ahy ka efa naningotra ahy tamin'ny fandrika haratony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aoka ho fantatrareo fa Andriamanitra no efa nampitanondrika ahy ka efa naningotra ahy tamin’ny fandrika haratony.
malagasy
Dia aoka ho fantatrareo fa Andriamanitra no efa nampitanondrika ahy ka efa naningotra ahy tamin'ny fandrika haratony.