Job 19:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, miantso mafy aho hoe: Loza! Nefa tsy misy mamaly ahy; mitaraina aho, nefa tsy mahita rariny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro aho mitaraina noho ny fanaovana an-keriny, nefa tsy misy mamaly! miantso fitsarana ambony, nefa tsy mahazo ny rariny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha miantso mafy aho hoe: «Loza!», dia tsy misy mamaly ahy. Raha mba miantso vonjy aho, dia tsy mahazo rariny.
Malagasy Bible 1865
Indro, miantso mafy aho hoe: Loza! nefa tsy misy mamaly ahy; Mitaraina aho, nefa tsy mahita rariny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, miantso mafy aho hoe: Loza! Nefa tsy misy mamaly ahy; mitaraina aho, nefa tsy mahita rariny!
malagasy
Indro, miantso mafy aho hoe: Loza! nefa tsy misy mamaly ahy; Mitaraina aho, nefa tsy mahita rariny.