Job 19:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lalako dia nofefeny ka tsy afa-mandroso aho; nasiany haizina eo amin’ny lalana alehako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lalako nofefeny, ka tsy afaka handeha aho; ny sakeli-dalana halehako namelarany haizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Bahanan’Andriamanitra ny lalako mba tsy hahafahako mandeha; ary amin’ny sakeli-dalana alehako dia nasiany haizina hiraparapako.
Malagasy Bible 1865
Ny lalako dia nofefeny, ka tsy afa-mandroso aho; ary nasiany maizina teo amin'ny lalana alehako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lalako dia nofefeny ka tsy afa-mandroso aho; nasiany haizina eo amin’ny lalana alehako.
malagasy
Ny lalako dia nofefeny, ka tsy afa-mandroso aho; ary nasiany maizina teo amin'ny lalana alehako.