Job 19:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny voninahitro dia nalany tamiko ary nesoriny ny satroboninahitra teo an-dohako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny voninahitro nendahany tamiko, ny satroboninahitro nesoriny teo an-dohako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nataony afa-boninahitra aho ary nesoriny teo an-dohako ny satroboninahitro.
Malagasy Bible 1865
Ny voninahitro nalany tamiko, ary nesoriny ny satro-boninahitra teo an-dohako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny voninahitro dia nalany tamiko ary nesoriny ny satroboninahitra teo an-dohako.
malagasy
Ny voninahitro nalany tamiko, ary nesoriny ny satro-boninahitra teo an-dohako.