Job 2:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indray andro koa dia avy ireo zanak’Andriamanitra hiseho teo anatrehan’NY TOMPO dia mba tonga teo koa i Satana tafaharo taminy, mba hiseho teo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indray andro, raha tonga teo anatrehan’i Iaveh ireo zanak’Andriamanitra, dia mba tonga teo afovoan’izy ireo koa i Satana, ka tonga teo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro raha tonga nanao tatitra tamin’ny TOMPO ireo zanak’Andriamanitra, dia mba tafaraka taminy teo koa i Satàna.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny indray andro koa dia avy ireo zanak'Andriamanitra hiseho teo anatrehan'i Jehovah, ka dia mba tonga teo koa Satana tafaharo taminy hiseho teo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indray andro koa dia avy ireo zanak’Andriamanitra* hiseho teo anatrehan’NY TOMPO dia mba tonga teo koa i Satana* tafaharo taminy, mba hiseho teo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
[Ny fizahan-toetra faharoa nahazo an'i Joba, sy ny namangian'ny sakaizany telo lahy azy] Ary tamin'ny indray andro koa dia avy ireo zanak'Andriamanitra hiseho teo anatrehan'i Jehovah, ka dia mba tonga teo koa Satana tafaharo taminy hiseho teo anatrehan'i Jehovah.