Job 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanopy ny masony teny lavidavitra teny izy telo lahy ka tsy nahafantatra azy, dia nanandratra ny feony ka nitomany; ary samy nandriatra ny akanjobeny avy koa izy rehetra dia nanipy vovoka ho amin’ny lanitra hiraraka amin’ny lohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola teny lavidavitra teny izy, dia nanopy ny masony fa tsy nahalala azy, ka nanandra-peo nitomany; samy nandrovitra ny kapaotiny izy ireo, nanipy vovoka mankany an-danitra ambonin’ny lohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saiky tsy nahafantatra azy anefa ireo raha nahatazana an’i Jôba, ka dia nitomany; nandriatra fitafiana izy ary nanopy vovoka teny amin’ny rivotra mba hiraraka eny an-dohany avy.
Malagasy Bible 1865
Ary nanopy ny masony teny lavidavitra eny izy telo lahy ka tsy nahafantatra azy, dia nanandratra ny feony izy ka nitomany; ary samy nandriatra ny lambany avy koa izy rehetra, dia nanopy vovoka ho amin'ny lanitra hiraraka amin'ny lohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanopy ny masony teny lavidavitra teny izy telo lahy ka tsy nahafantatra azy, dia nanandratra ny feony ka nitomany; ary samy nandriatra ny akanjobeny avy koa izy rehetra dia nanipy vovoka ho amin’ny lanitra hiraraka amin’ny lohany.
malagasy
Ary nanopy ny masony teny lavidavitra eny izy telo lahy ka tsy nahafantatra azy, dia nanandratra ny feony izy ka nitomany; ary samy nandriatra ny lambany avy koa izy rehetra, dia nanopy vovoka ho amin'ny lanitra hiraraka amin'ny lohany.Ary niara-nipetraka teo aminy tamin'ny tany hafitoan'andro sy hafitoan'alina izy, nefa tsy nisy niteny taminy na dia indraim-bava akory aza, satria hitany fa mafy loatra ny fahoriany.