Job 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niara-nipetraka teo aminy tamin’ny tany fito andro sy fito alina izy, nefa tsy nisy niteny taminy na dia indraimbava akory aza satria hitany fa mafy loatra ny fahoriany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niara-nipetraka tamin’ny tany teo akaikiny izy, fito andro sy fito alina tsy nisy niteny taminy, na dia indraimbava aza, satria hitany fa mafy loatra ny fahoriany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nijanona nipetraka tamin’ny tany niaraka tamin’i Jôba nandritry ny fito andro sy fito alina ireo sady tsy nisy niteny na inona na inona taminy satria hitany ny halehiben’ny fahoriany.
Malagasy Bible 1865
Ary niara-nipetraka teo aminy tamin'ny tany hafitoan'andro sy hafitoan'alina izy, nefa tsy nisy niteny taminy na dia indraim-bava akory aza, satria hitany fa mafy loatra ny fahoriany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niara-nipetraka teo aminy tamin’ny tany fito andro sy fito alina izy, nefa tsy nisy niteny taminy na dia indraimbava akory aza satria hitany fa mafy loatra ny fahoriany.
malagasy
Ary niara-nipetraka teo aminy tamin'ny tany hafitoan'andro sy hafitoan'alina izy, nefa tsy nisy niteny taminy na dia indraim-bava akory aza, satria hitany fa mafy loatra ny fahoriany.