Job 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Satana dia namaly NY TOMPO hoe: Hoditra fefin’ny hoditra! Eny, izay rehetra ananan’ny olona dia homeny ho fefin’ny ainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin’i Satana an’i Iaveh: «Hoditra fefin’ny hoditra! Izay ananan’ny olona dia atolony ho fefin’ny ainy avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mbola namaly ny Tompo i Satàna ka nanao hoe: –Hoditra solon’ny hoditra. Izay ananan’ny olona dia homeny hiarovany ny ainy.
Malagasy Bible 1865
Ary Satana dia namaly an'i Jehovah ka nanao hoe: Hoditra fefin'ny hoditra, eny, izay rehetra ananan'ny olona dia homeny ho-fefin'ny ainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Satana dia namaly NY TOMPO hoe: Hoditra fefin’ny hoditra! Eny, izay rehetra ananan’ny olona dia homeny ho fefin’ny ainy.
malagasy
Ary Satana dia namaly an'i Jehovah ka nanao hoe: Hoditra fefin'ny hoditra, eny, izay rehetra ananan'ny olona dia homeny ho-fefin'ny ainy.