Job 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa atsory ange ny tananao ka tendreo ny taolany sy ny nofony raha tsy handa Anao eo imasonao aza izy e!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ahinjiro hikasika ny nofo amam-batany ny tananao, raha tsy manozona Anao manatrika izy!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ahinjiro aminy ange ny tananao ka kasiho ny taolany sy ny nofony e, raha tsy an-kitsirano izao no haniratsirany Anao!
Malagasy Bible 1865
Fa ahinjiro ange ny tananao, ka tendreo ny taolany sy ny nofony raha tsy handà Anao eo Imasonao aza Izy e!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa atsory ange ny tananao ka tendreo ny taolany sy ny nofony raha tsy handa Anao eo imasonao aza izy e!
malagasy
Fa ahinjiro ange ny tananao, ka tendreo ny taolany sy ny nofony raha tsy handà Anao eo Imasonao aza Izy e![Na: hahafoy Anao mihitsy]