Job 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Satana: Indro, eo an-tananao izy; ny ainy tokana ihany no aza asiana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Iaveh tamin’i Satana: «Indro atolotro eo an-tananao izy; ny ainy tokana no hany tsimbino».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny Tompo tamin’i Satàna: –Indro eo am-pelatananao izy, ny ainy tokana ihany tsimbinina.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah tamin'i Satana: Indro, eo an-tananao izy; ny ainy tokana ihany no aza asiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Satana: Indro, eo an-tananao izy; ny ainy tokana ihany no aza asiana!
malagasy
Dia hoy Jehovah tamin'i Satana: Indro, eo an-tananao izy; ny ainy tokana ihany no aza asiana.