Job 2:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala teo anatrehan’NY TOMPO i Satana ka namely vay ratsy an’i Joba hatreo am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niala teo anatrehan’ny tavan’i Iaveh i Satana, ka nasiany habokana ratsy i Jôba, hatrany am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala teo anatrehan’ny TOMPO i Satàna ka namely aretin-koditra mahatsiravina an’i Jôba hatreo am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka Satana avy teo anatrehan'i Jehovah ka namely vay ratsy an'i Joba hatramin'ny faladiany ka hatramin'ny tampon-dohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala teo anatrehan’NY TOMPO i Satana ka namely vay ratsy an’i Joba hatreo am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany.
malagasy
Dia nivoaka Satana avy teo anatrehan'i Jehovah ka namely vay ratsy an'i Joba hatramin'ny faladiany ka hatramin'ny tampon-dohany.