Job 2:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naka tavim-bilany hihaorany izy sady nipetraka teo amin’ny lavenona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jôba naka tavim-bilany hihaorany ny feriny, sy nipetraka teo ambony lavenona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitombina teo an-davenona i Jôba ary naka vakim-bilany tany hihaorany.
Malagasy Bible 1865
Dia naka tavim-bilany hihaorany izy, raha nipetraka teo an-davenona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naka tavim-bilany hihaorany izy sady nipetraka teo amin’ny lavenona.
malagasy
Dia naka tavim-bilany hihaorany izy, raha nipetraka teo an-davenona.