Job 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny vadiny taminy: Mbola mitana ny fahamarinanao ihany va ianao? Mahafoiza an’Andriamanitra ianao, dia aoka ho faty!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny vavy taminy: «Mbola maharitra amin’ny fahamarinanao ihany va ianao? Ozòny Andriamanitra dia aoka ho faty ianao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny vadiny taminy: –Mbola mikiry amin’ny fahamarinanao foana ve ianao? Lavy Andriamanitra, dia matesa any ianao!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny vadiny taminy: Mbola mitana ny fahamarinanao ihany va ianao? Mahafoiza an'Andriamanitra ianao, dia aoka ho faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny vadiny taminy: Mbola mitana ny fahamarinanao ihany va ianao? Mahafoiza an’Andriamanitra ianao, dia aoka ho faty!
malagasy
Ary hoy ny vadiny taminy: Mbola mitana ny fahamarinanao ihany va ianao? Mahafoiza an'Andriamanitra ianao, dia aoka ho faty.