Job 20:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanany no hamerin-trosa amin’ny malahelo ary ny tanany ihany no hampody ny harena nangoniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanany hangataka amin’ny malahelo, ny tanany no hanonerany ny nalainy an-keriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanany hanonitra amin’ny mahantra, ary ny tanany ihany no hampody aminy ny hareny.
Malagasy Bible 1865
Ny zanany hitambitamby amin'ny malahelo, ary ny tànany ihany no hampody ny hareny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanany no hamerin-trosa amin’ny malahelo ary ny tanany ihany no hampody ny harena nangoniny.
malagasy
Ny zanany hitambitamby amin'ny malahelo, ary ny tànany ihany no hampody ny hareny.