Job 20:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny taolany dia feno ny herin’ny fahatanorana, nefa hiara-mandry aminy ao amin’ny vovoka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taolany feno ny otany miafina, izay hiara-mandry aminy eo amin’ny vovoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Herim-pahatanorana no manenika ny taolany, nefa hiara-mandry aminy ao am-pasana izany.
Malagasy Bible 1865
Ny taolany dia feno ny herin'ny fahatanorana, Nefa hiara-mandry aminy eo amin'ny vovoka izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny taolany dia feno ny herin’ny fahatanorana, nefa hiara-mandry aminy ao amin’ny vovoka izany.
malagasy
Ny taolany dia feno ny herin'ny fahatanorana, Nefa hiara-mandry aminy eo amin'ny vovoka izany.[Na: ota tsy fantatra]