Job 20:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsitsiny ka tsy foiny fa tehiriziny ao amin’ny lanilaniny ihany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nankamamìny ka tsy foiny, ary nakombony tao an-danilaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary na ankafiziny ela aza izany ka tahiriziny ao ambanin’ny lanilaniny,
Malagasy Bible 1865
Ary tsitsiny ka tsy foiny, fa tehiriziny ao amin'ny lanilaniny ihany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsitsiny ka tsy foiny fa tehiriziny ao amin’ny lanilaniny ihany,
malagasy
Ary tsitsiny ka tsy foiny, fa tehiriziny ao amin'ny lanilaniny ihany,