Job 20:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hiova ao an-kibony ny haniny, ka aferon’ny menarana no ho ao anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho zary poizina amin’ny tsinainy ny haniny, ka ho tonga poizim-bibilava an-kibony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hivadika hankarary kibo fa efa tonga poizina ao anatiny.
Malagasy Bible 1865
Dia miova ny haniny ao an-kibony, ka aferon'ny vipera no ao anatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hiova ao an-kibony ny haniny, ka aferon’ny menarana no ho ao anatiny.
malagasy
Dia miova ny haniny ao an-kibony, ka aferon'ny vipera no ao anatiny.