Job 20:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Harena no nateliny nefa haloany indray; loaran’Andriamanitra hiala ao an-kibony izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nitelina harena izy, ka handoa izany; Andriamanitra no handoatra izany, avy ao an-kibony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handoa ny harena izay nateliny izy; holoaran’Andriamanitra tao an-kibony izany.
Malagasy Bible 1865
Harena no nateliny, nefa aloany indray; Loaran'Andriamanitra hiala ao an-kibony izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Harena no nateliny nefa haloany indray; loaran’Andriamanitra hiala ao an-kibony izany.
malagasy
Harena no nateliny, nefa aloany indray; Loaran'Andriamanitra hiala ao an-kibony izany.