Job 20:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny poizin’ny menarana no tsetsefiny; hahafaty azy ny lelan’ny menarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsentsitra ny poizin’ny bibilava izy, ka ho fatin’ny lelan’ny menarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa poizin’ny bibilava no efa notsentsefiny: ka dia ho fatin’ny kaikitry ny menarana izy.
Malagasy Bible 1865
Ny poizin'ny vipera no hotsentsefiny; Hahafaty azy ny lelan'ny menarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny poizin’ny menarana no tsetsefiny; hahafaty azy ny lelan’ny menarana.
malagasy
Ny poizin'ny vipera no hotsentsefiny; Hahafaty azy ny lelan'ny menarana.