Job 20:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy azony atelina izay nikelezany aina fa tsy maintsy hampodiny; na dia be aza ny hareny dia tsy ho araka izany ny hafaliany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hamerina izay azony izy, fa tsy hambosika an’izany, araka ny tombony azony, ka tsy hiarana amin’izany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haveriny izay nisasarany fa tsy azony hanina; koa na betsaka aza ny tombom-barony, dia tsy mba hifaliany akory izany.
Malagasy Bible 1865
Tsy azony atelina izay nikelezany aina, fa tsy maintsy hampodiny; Na dia be aza ny hareny, dia tsy ho araka izany ny hafaliany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy azony atelina izay nikelezany aina fa tsy maintsy hampodiny; na dia be aza ny hareny dia tsy ho araka izany ny hafaliany.
malagasy
Tsy azony atelina izay nikelezany aina, fa tsy maintsy hampodiny; Na dia be aza ny hareny, dia tsy ho araka izany ny hafaliany.