Job 20:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nampahory sy nahafoy ny reraka izy ka naka trano an-keriny fa tsy mba nanangana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nampahory sy nandao ny mahantra Izy, nandroba ny tranon’ireny, nefa tsy nanangana azy indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, nanosihosy sy nahafoy ny mahantra izy, ary nangalatra tranon’olona an-keriny fa tsy mba nanao ho an’ny tenany.
Malagasy Bible 1865
Fa nampahory sy nahafoy ny reraka izy ka naka trano an-keriny, fa tsy hahatontosa azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nampahory sy nahafoy ny reraka izy ka naka trano an-keriny fa tsy mba nanangana.
malagasy
Fa nampahory sy nahafoy ny reraka izy ka naka trano an-keriny, fa tsy hahatontosa azy.