Job 20:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia mamaly ahy ny eritreritro; eny, noho ny fihetsiketsehana ato anatiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Koa noho izany, dia asesiky ny saiko hanome valy aho, ka tsy andriko ny handefasako azy noho ny fikoratabako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, ny fieritreretako no manosika ahy hamaly ary koa ny fahamaimaizana misy ato amiko.
Malagasy Bible 1865
Noho izany dia mamaly ahy ny eritreritro, eny, noho ny fihetsiketsiky ny saiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia mamaly ahy ny eritreritro; eny, noho ny fihetsiketsehana ato anatiko.
malagasy
Noho izany dia mamaly ahy ny eritreritro, eny, noho ny fihetsiketsiky ny saiko.[Na: Ary izany no mahatonga]