Job 20:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho poriporitra izy na dia mihoa-pampana aza ny fananany; ny fahoriana no hamely azy amin’ny heriny rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao anatin’ny fananam-be izy, nefa latsaka amin’ny tsy fahampiana, iharan’izao kapoky ny loza rehetra izao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitaintaina ny tsy mpivavaka na dia manan-karembe aza, satria tebiteby mangeja no hianjady aminy.
Malagasy Bible 1865
Ho poriporitra izy, na dia mihoa-pampana aza ny fananany; Ny tanan'ny ory no hamely azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho poriporitra izy na dia mihoa-pampana aza ny fananany; ny fahoriana no hamely azy amin’ny heriny rehetra.
malagasy
Ho poriporitra izy, na dia mihoa-pampana aza ny fananany; Ny tanan'ny ory no hamely azy.