Job 20:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halefan’Andriamanitra hameno ny kibony ny fahatezerany mirehitra; eny, halatsany aminy toy ny ranonorana hatrany amin’ny tsinainy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no hameno ny kibony: Halatsak’Andriamanitra aminy, ny afom-pahatezerany, ka hirotsaka aminy, hatrany an-kibony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iny izy mbola sondriana mameno kibo iny, dia andefasan’Andriamanitra fahatezera-mirehitra izay hirotsaka aminy ho solon-tsakafony.
Malagasy Bible 1865
Halefan'Andriamanitra ny fahatezerany mirehitra hameno ny kibony; Eny, halatsany aminy toy ny ranonorana izany ho hanina ho azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halefan’Andriamanitra hameno ny kibony ny fahatezerany mirehitra; eny, halatsany aminy toy ny ranonorana hatrany amin’ny tsinainy izany.
malagasy
Halefan'Andriamanitra ny fahatezerany mirehitra hameno ny kibony; Eny, halatsany aminy toy ny ranonorana izany ho hanina ho azy.