Job 20:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsoahany izany ka mivoaka avy amin’ny tenany; eny, ny manelatselatra dia mivoaka avy amin’ny atiny; tamy manatona azy ny fahatahorana mafy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsoahany ny zana-tsipìka, ka mitsoaka miala amin’ny tenany izany, dia mivoaka manelatselatra avy amin’ny atiny ny varahina; ka azon’ny tahotry ny fahafatesana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ongotany ny zana-tsipîka nitrobaka azy; ka raha vao tafatsoaka amin’ny atiny izany, dia ny tenany indray no iharan’ny horohorom-pahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Tsoahany izany, ka mivoaka avy amin'ny tenany; Eny, ny manelatselatra dia mivoaka avy amin'ny aferony; Lasa izy azon'ny fahatahorana mafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsoahany izany ka mivoaka avy amin’ny tenany; eny, ny manelatselatra dia mivoaka avy amin’ny atiny; tamy manatona azy ny fahatahorana mafy.
malagasy
Tsoahany izany, ka mivoaka avy amin'ny tenany; Eny, ny manelatselatra dia mivoaka avy amin'ny aferony; Lasa izy azon'ny fahatahorana mafy.