Job 20:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny haizim-pito rehetra no voatahiry ho an’ny rakitra soa sarobidiny; afo tsy nisy nandrehitra no handoro azy sady handevona izay sisa ao amin’ny tranolainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haizim-pito no mitelina ny rakiny; afo tsy narehitr’olombelona no mandevona azy, sy mandany izay rehetra sisa tavela ao an-dainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny haizim-pandringanana no voatokana ho an’ny zava-tsoa rehetra izay voaangony; ary afo tsy narehitr’olombelona no mandoro azy ka mandevona ny sisa ao an-tranony.
Malagasy Bible 1865
Ny aizim-pito no voarakitra ho amin'ny raki-malalany; Afo tsy tsofina no handoro azy sady handevona izay sisa ao amin'ny lainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny haizim-pito rehetra no voatahiry ho an’ny rakitra soa sarobidiny; afo tsy nisy nandrehitra no handoro azy sady handevona izay sisa ao amin’ny tranolainy.
malagasy
Ny aizim-pito no voarakitra ho amin'ny raki-malalany; Afo tsy tsofina no handoro azy sady handevona izay sisa ao amin'ny lainy.