Job 20:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ho voapaoka ny harena tafiditra ao an-tranony; eny, ho levona izany amin’ny andron’ny fahatezeran’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fananam-be ao an-tranony, haely, ho levona izany amin’ny andron’ny fahatezerana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lasa rano ny harembe ao an-tranony, amin’ny androm-pahatezeran’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ho lasa ny harena tafiditra ao an-tranony; Eny, ho levona izany amin'ny andro fahatezerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ho voapaoka ny harena tafiditra ao an-tranony; eny, ho levona izany amin’ny andron’ny fahatezeran’Andriamanitra.
malagasy
Ho lasa ny harena tafiditra ao an-tranony; Eny, ho levona izany amin'ny andro fahatezerany.Izany no anjaran'ny ratsy fanahy avy amin'Andriamanitra, sy lova voatendrin'Andriamanitra ho azy.