Job 20:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho very mandrakizay toy ny dikiny ihany izy; ary izay nahafantatra azy dia hilaza hoe: Aiza izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia levona mandritra ny mandrakizay toy ny dìkiny izy; izay nahita azy nanao hoe: ‹aiza izy?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ho levona mandrakizay toy ny dikiny izy; ary izay nahita azy dia hanontany hoe: «Mba aiza àry izy?»
Malagasy Bible 1865
Dia ho very mandrakizay toy ny dikiny ihany izy; Izay nahita azy dia hanao hoe: Aiza izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho very mandrakizay toy ny dikiny ihany izy; ary izay nahafantatra azy dia hilaza hoe: Aiza izy?
malagasy
Dia ho very mandrakizay toy ny dikiny ihany izy; Izay nahita azy dia hanao hoe: Aiza izy?[Na: ny tain'omby atainy]