Job 20:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny maso izay mijery dia indray mitopy ihany no ahitany azy ary tsy hahita azy intsony ny fonenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny maso nahita azy, tsy mahatazana azy intsony; ny fonenany tsy hahatsinjo azy intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay nahatazanan’ny maso azy dia tsy hahitana azy intsony, fa ny toeram-ponenany aza tsy hahatsikaritra azy intsony.
Malagasy Bible 1865
Ny maso izay mijery, dia indray mitopy ihany no ahitany azy; Ary dia tsy hahita azy intsony ny fitoerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny maso izay mijery dia indray mitopy ihany no ahitany azy ary tsy hahita azy intsony ny fonenany.
malagasy
Ny maso izay mijery, dia indray mitopy ihany no ahitany azy; Ary dia tsy hahita azy intsony ny fitoerany.