Job 21:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamela ny zanany madinika sy ny ankizilahiny hikorana toy ny ondry aman’osy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avelany miriaria toa andian’ny biby fiompy ny zanany, mifalihavanja manodidina azy mbamin’ny zanany vao teraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampiriaria ny zanany toy ny zanak’ondry izy ary mampifalihavanja ireo zafikeliny.
Malagasy Bible 1865
Mamoaka ny zanany madinika toy ny ondry aman'osy izy, ka mikoriana ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamela ny zanany madinika sy ny ankizilahiny hikorana toy ny ondry aman’osy izy.
malagasy
Mamoaka ny zanany madinika toy ny ondry aman'osy izy, ka mikoriana ny zanany.