Job 21:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandany ny androny amin’ny fahafinaretana izy; amin’ny indray mipy maso no idinany any amin’ny fitoeran’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandany ny androny amin’ny fiadanana izy ireo, fa sombin’andro monja no idinany ho any amin’ny Seoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niaina tamim-pahasambarana izy, dia midina miadana any amin’ny fonenan’ny maty,
Malagasy Bible 1865
Mandany ny androny amin'ny fahafinaretana izy; Amin'ny indray mipi-maso monja no idinany any amin'ny fiainan-tsi-hita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandany ny androny amin’ny fahafinaretana izy; amin’ny indray mipy maso no idinany any amin’ny fitoeran’ny maty*.
malagasy
Mandany ny androny amin'ny fahafinaretana izy; Amin'ny indray mipi-maso monja no idinany any amin'ny fiainan-tsi-hita.[Heb. Sheola]