Job 21:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, tsy eo am-pelatanany ny fahafinaretany! Lavitra ahy ny fisainan’ny ratsy fanahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy efa eo an-tanany va ny fiadanan’izy ireo? - Kanefa, lavitra ahy anie, ny fisainan’ny tsy mivavaka! -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Marina fa tsy tompon’ny fahasambarany izy. Ho lavitra ahy anie ny fisainan’ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Indro, tsy avy amin'ny tenany ihany ny fahafinaretany! Ho lavitra ahy anie ny fisainan'ny ratsy fanahy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, tsy eo am-pelatanany ny fahafinaretany! Lavitra ahy ny fisainan’ny ratsy fanahy!
malagasy
Indro, tsy avy amin'ny tenany ihany ny fahafinaretany! Ho lavitra ahy anie ny fisainan'ny ratsy fanahy![Heb. tsy eo an-tànany]