Job 21:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny masony ihany no hahita ny fahalevonany ary aoka ny tenany ihany no hisotro ny fahatezeran’ny Tsitoha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy ho hitan’ny masony ny faharinganany, ary hosotroin’ny tenany ny fahatezeran’ny Tsitoha!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny olon-dratsy hahita maso ny fahoriany ka higoka ny fahatezeran’ilay Tsitoha.
Malagasy Bible 1865
Aoka ny masony ihany no hahita ny loza manjo azy, ary aoka ny tenany ihany no hisotro ny fahatezeran'ny Tsitoha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny masony ihany no hahita ny fahalevonany ary aoka ny tenany ihany no hisotro ny fahatezeran’ny Tsitoha.
malagasy
Aoka ny masony ihany no hahita ny loza manjo azy, ary aoka ny tenany ihany no hisotro ny fahatezeran'ny Tsitoha.