Job 21:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa Andriamanitra va no hampianarina fahalalana, nefa Izy aza no mitsara ny any an-danitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra va no hotoroana fahendrena, nefa ny tafasandratra indrindra aza, mbola tsarainy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra va no hampianarina izany, nefa na ny anjely aza eo ambany fifehezany?
Malagasy Bible 1865
Moa Andriamanitra va no hampianarim-pahalalana, nefa Izy no mitsara ny any an-danitra aza?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa Andriamanitra va no hampianarina fahalalana, nefa Izy aza no mitsara ny any an-danitra?
malagasy
Moa Andriamanitra va no hampianarim-pahalalana, nefa Izy no mitsara ny any an-danitra aza? [Heb. avo]