Job 21:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
feno tavy ny andilany ary vonton-tsoka ny taolany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny valahany manotraky ny taviny; ny taolany feno tsoka mandranoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mavesatry ny tavy ny kibony, ary vonton-tsoka ny taolany.
Malagasy Bible 1865
Feno ronono ny fitoeran-drononony, ary vonton-tsoka ny taolany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
feno tavy ny andilany ary vonton-tsoka ny taolany.
malagasy
Feno ronono ny fitoeran-drononony, ary vonton-tsoka ny taolany.[Na: Manotraka ny kibony]