Job 21:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny iray kosa dia maty ao anatin’ny fangidiam-panahy ka tsy mba nanandrana soa akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny iray kosa maty amin’ny fahorian’ny fanahiny, tsy mba nanandrana izany fiadanana izany akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny olona sasany kosa maty ao anatin’ny ngidim-piainana, ka tsy mba nanandram-pahasambarana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray maty amin'ny fahorian'ny fanahiny kosa ka tsy mba nanandrana soa akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny iray kosa dia maty ao anatin’ny fangidiam-panahy ka tsy mba nanandrana soa akory.
malagasy
Ary ny anankiray maty amin'ny fahorian'ny fanahiny kosa ka tsy mba nanandrana soa akory.