Job 21:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hoy ianareo: Aiza ny tranon’ny andriana? Ary aiza ny tranolay fitoeran’ny ratsy fanahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ianareo: ‹Aiza ny tranon’ny mpampahory? Zary inona ny lay nitoeran’ny tsy mivavaka?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fony ianareo miteniteny hoe: «Aiza izao ny tranon’ny mpampahory, aiza ny lay fonenan’ny olon-dratsy?»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ianareo: Aiza ny tranon'ny mpitohatoha? Ary aiza ny lay fitoeran'ny ratsy fanahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hoy ianareo: Aiza ny tranon’ny andriana? Ary aiza ny tranolay fitoeran’ny ratsy fanahy?
malagasy
Fa hoy ianareo: Aiza ny tranon'ny mpitohatoha? Ary aiza ny lay fitoeran'ny ratsy fanahy? [Na: Manotraka ny kibony]