Job 21:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy mba nanontany ny mpandalo va ianareo? Ary tsy mba noheverinareo va ny zavatra ambarany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mbola mba nanontany mpandeha lavitra va ianareo, ka tsy mahalala ny zavatra ambarany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba anontanio kosa ange ny mpitety tany, ary mahaiza mamantatra ny zavatra ambarany hoe:
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy mba nanontany tamin'ny mpandeha amin'ny tany lavitra va ianareo? Ary tsy heverinareo va ny zava-mahagaga, ambaran'Ireo hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy mba nanontany ny mpandalo va ianareo? Ary tsy mba noheverinareo va ny zavatra ambarany?
malagasy
Kanefa tsy mba nanontany tamin'ny mpandeha amin'ny tany lavitra va ianareo? Ary tsy heverinareo va ny zava-mahagaga, ambaran'Ireo hoe: [Heb. famantarana]