Job 21:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no hanambara mifanatrika aminy ny lalany? Ary raha misy zavatra nataony, iza no hamaly azy amin’izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza akory no manìny ny fitondran-tenany eo anoloany? Iza akory no nampamoaka izay nataony?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zovy no mba sahy hitsikera ny toetrany na hampanonitra azy ny ratsy nataony?
Malagasy Bible 1865
Iza no hanambara ny lalany eo anatrehany? Ary raha misy zavatra nataony, iza no sahy hamaly azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no hanambara mifanatrika aminy ny lalany? Ary raha misy zavatra nataony, iza no hamaly azy amin’izany?
malagasy
Iza no hanambara ny lalany eo anatrehany? Ary raha misy zavatra nataony, iza no sahy hamaly azy? [Na: Azy]