Job 21:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Entina ho eny an-tany fandevenana izy ka misy miambina eo amin’ny fasana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amim-panajana no itondrana azy halevina, ary misy miambina eo amin’ny fasany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty izy, dia entina halevina, ary mbola ambenina aza ny fasany.
Malagasy Bible 1865
Ary ho entina ho eny an-tany fandevonana izy ka mbola hitazana ao am-pasana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Entina ho eny an-tany fandevenana izy ka misy miambina eo amin’ny fasana;
malagasy
Ary ho entina ho eny an-tany fandevonana izy ka mbola hitazana ao am-pasana;[Na: mbola misy miambina]