Job 21:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mamy aminy ny bainga any an-dohasaha; ny olona rehetra dia manotrona nanaraka azy ary maro tsy hita isa no efa nialoha lalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho maivana aminy ny bainga any an-dohany, sady ny olona rehetra hanaraka azy any avokoa, toy ireo maro tany alohany, izay efa nialoha azy any.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho maivana aminy ny tany izay manototra azy ao an-dohasaha, fa vahoaka maro no nitanjozotra taoriany ary olona tsy hita isa no nisesy teo anoloany.
Malagasy Bible 1865
Ho mamy aminy ny bainga any an-dohasaha, ary ny olona rehetra hanaraka azy, toy ny nandehanan'ny maro tany alohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mamy aminy ny bainga any an-dohasaha; ny olona rehetra dia manotrona nanaraka azy ary maro tsy hita isa no efa nialoha lalana.
malagasy
Ho mamy aminy ny bainga any an-dohasaha, ary ny olona rehetra hanaraka azy, toy ny nandehanan'ny maro tany alohany.Endrey! ity ianareo mba mampionona ahy foana! Ary ny famalianareo anefa, raha voasana tsara, dia lainga ihany!