Job 21:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ankohonany dia miadana, tsy misy mampitahotra, ary ny tsorakazon’Andriamanitra dia tsy mamely azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ankohonany mandry feizay, lavitry ny tahotra, ny tsora-kazon’Andriamanitra tsy mba mikasika azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miadana ao an-tranony izy ka tsy matahotra ary ny fikapohan’Andriamanitra tsy mahavoa azy.
Malagasy Bible 1865
Ny ankohonany miadana ka tsy manan-tahotra, ary ny tsorakazon'Andriamanitra tsy mamely azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ankohonany dia miadana, tsy misy mampitahotra, ary ny tsorakazon’Andriamanitra dia tsy mamely azy.
malagasy
Ny ankohonany miadana ka tsy manan-tahotra, ary ny tsorakazon'Andriamanitra tsy mamely azy.