Job 22:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy avo tahaka ny lanitra va Andriamanitra? Jereo ny haavon’ny kintana, endre ny haavony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy any an-tampon’ny lanitra va Andriamanitra? Jereo ange ny handrin’ny kintana: akory ity haavony!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy any an-danitra avo any ve Andriamanitra? Igagana ny halaviran’ny kintana ambony indrindra.
Malagasy Bible 1865
Tsy avo tahaka ny lanitra va Andriamanitra? Jereo ny hahavon'ny kintana, endrey ny hahavony!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy avo tahaka ny lanitra va Andriamanitra? Jereo ny haavon’ny kintana, endre ny haavony!
malagasy
Tsy avo tahaka ny lanitra va Andriamanitra? Jereo ny hahavon'ny kintana, endrey ny hahavony!