Job 22:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa hizotra amin’ny lalana izay nalehan’ny olona fahagola va ianao, dia ilay nalehan’ny olona ratsy fanahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola tohizanao harahina va ny lalana fahagola izay nodiavin’ny olona mpanao ratsy fahizany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tianao hizorana ve ny lalam-pahagola izay falehan’ireo olon-dratsy,
Malagasy Bible 1865
Moa hizotra amin'ny lalana izay nalehan'ny olona fahagola va ianao? Dia ilay nalehan'ny olona ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa hizotra amin’ny lalana izay nalehan’ny olona fahagola va ianao, dia ilay nalehan’ny olona ratsy fanahy?
malagasy
Moa hizotra amin'ny lalana izay nalehan'ny olona fahagola va ianao? Dia ilay nalehan'ny olona ratsy fanahy.