Job 22:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ireo izay niteny tamin’Andriamanitra hoe: Mialà aminay! Ary inona no azon’ny Tsitoha atao ho anay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy izy tamin’Andriamanitra: ‹Mialà aminay Ianao! Fa inona moa no hain’ny Tsitoha atao aminay.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ireo olon-dratsy ireo indrindra no nanao tamin’Andriamanitra hoe: «Mialà aminay! Fa afaka ny hanao inona aminay moa ilay Tsitoha?»
Malagasy Bible 1865
Dia ireo izay manao tamin'Andriamanitra hoe: Mialà aminay! Ary inona no azon'ny Tsitoha atao ho anay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ireo izay niteny tamin’Andriamanitra hoe: Mialà aminay! Ary inona no azon’ny Tsitoha atao ho anay?
malagasy
Dia ireo izay manao tamin'Andriamanitra hoe: Mialà aminay! Ary inona no azon'ny Tsitoha atao ho anay? [Heb. azy]