Job 22:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahasoa an’Andriamanitra va ny olona, nefa ny olon-kendry aza dia tsy mahasoa afa-tsy ny tenany ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mety hanasoa an’Andriamanitra va ny olombelona? Manasoa ny tenany ihany ny olon-kendry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba mahasoa an’Andriamanitra ve ny olona? Tsia, fa mahasoa ny tenany izy raha hendry.
Malagasy Bible 1865
Mahasoa an'Andriamanitra va ny olona? Tsia, fa mahasoa ny tenany ihany ny olon-kendry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahasoa an’Andriamanitra va ny olona, nefa ny olon-kendry aza dia tsy mahasoa afa-tsy ny tenany ihany?
malagasy
Mahasoa an'Andriamanitra va ny olona? Tsia, fa mahasoa ny tenany ihany ny olon-kendry.