Job 22:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha misy kasainao hatao dia hotanterahina aminao ary hamirapiratra amin’ny lalanao ny mazava.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy fikasanao hataonao, dia ho tanteraka, ary ny lalanao hamirapiratam-pahazavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho tanteraka aminao izay kasainao hatao; ary ny mazava hamiratra eo amin’ny lalanao.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy kasainao hatao, dia hotanterahina aminao, ary hamirapiratra amin'ny lalanao ny mazava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha misy kasainao hatao dia hotanterahina aminao ary hamirapiratra amin’ny lalanao ny mazava.
malagasy
Ary raha misy kasainao hatao, dia hotanterahina aminao, ary hamirapiratra amin'ny lalanao ny mazava.